Détail de l'annonce
Multieffet BOSS GT-8 mbola tena tsara.
Tsy misy olana, miaraka @ cable d'alimentation miampy cable midi hanaovana transfert de patch (son) avy ao @ ordinateur ohatra etc.
Mora be. Afaka andramana aty an-tranoko raha ilaina.
Misaotra.