Détail de l'annonce
Mpanamboatra fasana moderne manaraka ny norme sy ny fenitra takiana ary ny kalitao. Vato voafantina. Manaja ny fe-potoana omena ary ny fifanarahana ifanaovana.
Manana mpiasa efa za-draharaha sy araka izay ilaina.
Isa farafara : 6 - 9 - 12
Karama : Azo ifanarahana tsara
Contact : ANDRIANASOLONAVALONA Herifidy
Tél : 032 04 499 64