Détail de l'annonce
Salama e !
Izahay dia manampy ireo rehetra manana tetik’asa. Raha manana vina na tetik’asa amin’ireto sehatra ireto ianao dia afaka afaka manohana izahay ; fambolena, fitaterana, varotra, orinasa madinika, fanorenana trano, asa tanana, sns. Raha mila fanazavana fanampiny na te hahalala izay mombamomba ny tolotra dia manatona na miresaha aminay.